Salamo 78:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+ Ohabolana 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny lalàna,+ na ny vavaka ataony aza dia maharikoriko.+
34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+