Genesisy 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izao ihany no tsy azonareo hanina: Ny nofo misy aina,+ izany hoe mbola misy ra.+ Levitikosy 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza mihinana ra,+ na ram-borona izany na ram-biby hafa, any amin’izay rehetra onenanareo. Levitikosy 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Raha misy amin’ny taranak’Israely, na ny vahiny monina eo aminareo, mihinana ra,+ na ran’inona izany na ran’inona, dia hanameloka* ny olona*+ mihinan-dra aho, ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy. 1 Samoela 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa nisy niteny tamin’i Saoly hoe: “Manota amin’i Jehovah ny olona, fa mihinan-javatra miaraka amin’ny rany.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa nivadika ianareo. Manakodiava aloha vato lehibe etỳ amiko.” Asan’ny Apostoly 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa aoka hanoratra ho azy ireo isika mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana+ sy ny biby nokendaina+ ary ny ra.+
10 “‘Raha misy amin’ny taranak’Israely, na ny vahiny monina eo aminareo, mihinana ra,+ na ran’inona izany na ran’inona, dia hanameloka* ny olona*+ mihinan-dra aho, ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.
33 Koa nisy niteny tamin’i Saoly hoe: “Manota amin’i Jehovah ny olona, fa mihinan-javatra miaraka amin’ny rany.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa nivadika ianareo. Manakodiava aloha vato lehibe etỳ amiko.”
20 fa aoka hanoratra ho azy ireo isika mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana+ sy ny biby nokendaina+ ary ny ra.+