13 Nanao izany izy, araka izay tokony hatao isan’andro+ momba ireo fanatitra nandidian’i Mosesy hatao amin’ny sabata+ sy ny tsinam-bolana+ ary ny fety+ intelo isan-taona,+ dia ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay,+ sy ny fetin’ireo herinandro,+ ary ny fetin’ny trano rantsankazo.+