18 Ary novakina mafy isan’andro ny boky misy ny lalàn’Andriamanitra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro farany. Nanao fety nandritra ny fito andro izy ireo, ary tamin’ny andro fahavalo dia nisy fivoriambe nanetriketrika, araka ny fitsipika momba izany.+