Eksodosy 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Intelo isan-taona ianao no tokony hankalaza fety ho ahy.+ Eksodosy 34:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra eo aminao no hiseho+ eo anatrehan’ilay tena Tompo, dia i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
23 “Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra eo aminao no hiseho+ eo anatrehan’ilay tena Tompo, dia i Jehovah Andriamanitry ny Israely.