Genesisy 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mbola tsy tapitra akory anefa ny tenin’ilay mpanompo, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Nitondra ny sininy teny an-tsorony i Rebeka. Romanina 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy tamin’izay ihany anefa Andriamanitra no nampanantena, fa nanao an’izany koa izy tamin’i Rebeka niteraka kambana tamin’ny lehilahy iray, izay tsy iza fa i Isaka razambentsika.+
15 Mbola tsy tapitra akory anefa ny tenin’ilay mpanompo, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Nitondra ny sininy teny an-tsorony i Rebeka.
10 Tsy tamin’izay ihany anefa Andriamanitra no nampanantena, fa nanao an’izany koa izy tamin’i Rebeka niteraka kambana tamin’ny lehilahy iray, izay tsy iza fa i Isaka razambentsika.+