Eksodosy 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+ Eksodosy 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Handeha eo alohanao ilay anjeliko,+ ary amin’ny andro hanaovako ampamoaka azy ireo, dia hosaziko noho ny fahotany izy ireo.”
20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+
34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Handeha eo alohanao ilay anjeliko,+ ary amin’ny andro hanaovako ampamoaka azy ireo, dia hosaziko noho ny fahotany izy ireo.”