26 Dia nitalaho tamin’i Jehovah aho hoe: ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Mba aza aringana re ny vahoakanao e! Fanananao manokana+ ange izy ireo e! Navotanao tamin’ny herinao lehibe mantsy izy ireo, dia nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny herin-tsandrinao.+