Ohabolana 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nampianarin’ny raiko aho hoe: “Ataovy ao am-ponao foana ny teniko.+ Araho foana ny didiko, dia ho ela velona ianao.+ Ohabolana 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Araho ny didiko, dia ho velona ianao,+Ary arovy toy ny anakandriamasonao ny teniko.* Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa heno izany rehetra izany: Matahora an’ilay tena Andriamanitra+ ka ankatoavy ny didiny.+ Izany mantsy no adidy lehibe indrindra tokony hataon’ny olombelona.+ Isaia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mba mankatò ny didiko mantsy ianao,+ Dia ho lasa toy ny renirano ny fiadananao+Ary ho lasa hoatran’ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa izao no atao hoe tia an’Andriamanitra: Mankatò ny didiny.+ Ary tsy mavesatra ny didiny.+
4 Nampianarin’ny raiko aho hoe: “Ataovy ao am-ponao foana ny teniko.+ Araho foana ny didiko, dia ho ela velona ianao.+
13 Izao no famaranan-teny rehefa heno izany rehetra izany: Matahora an’ilay tena Andriamanitra+ ka ankatoavy ny didiny.+ Izany mantsy no adidy lehibe indrindra tokony hataon’ny olombelona.+
18 Raha mba mankatò ny didiko mantsy ianao,+ Dia ho lasa toy ny renirano ny fiadananao+Ary ho lasa hoatran’ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+