2 Momba an’i Ejipta.+ Izao no voalaza momba ny tafik’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta izay resin’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona tany Karkemisy, teo akaikin’ny Reniranon’i Eofrata, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: