Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+