Asan’ny Apostoly 2:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy i Petera: “Mibebaha,+ ary aoka samy hatao batisa+ amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ianareo tsirairay, mba hahazoanareo famelan-keloka.+ Ary hahazo an’ilay fanomezana maimaim-poana ianareo, dia ny fanahy masina. Asan’ny Apostoly 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nino an’i Filipo anefa izy ireo, tamin’izy nitory ny vaovao tsara momba ny Fanjakan’Andriamanitra+ sy momba ny anaran’i Jesosy Kristy. Dia natao batisa+ izy ireo, na lahy na vavy.
38 Dia hoy i Petera: “Mibebaha,+ ary aoka samy hatao batisa+ amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ianareo tsirairay, mba hahazoanareo famelan-keloka.+ Ary hahazo an’ilay fanomezana maimaim-poana ianareo, dia ny fanahy masina.
12 Nino an’i Filipo anefa izy ireo, tamin’izy nitory ny vaovao tsara momba ny Fanjakan’Andriamanitra+ sy momba ny anaran’i Jesosy Kristy. Dia natao batisa+ izy ireo, na lahy na vavy.