Jaona 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+ Jaona 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy izy avy eo tamin’i Tomasy: “Ataovy eto ny rantsantananao, dia jereo ny tanako, ary ataovy eto amin’ny takibako ny tananao. Dia aza misalasala* intsony fa mba minoa amin’izay.”
16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+
27 Hoy izy avy eo tamin’i Tomasy: “Ataovy eto ny rantsantananao, dia jereo ny tanako, ary ataovy eto amin’ny takibako ny tananao. Dia aza misalasala* intsony fa mba minoa amin’izay.”