Asan’ny Apostoly 5:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Narahin’izy ireo àry ny torohevitr’i Gamaliela, ka nampanantsoiny ny apostoly. Ary nokaravasiny*+ sy norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony izy ireo, dia navelany handeha. 2 Korintianina 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Indimy aho no nokapohin’ny Jiosy in-40 latsaka iray avy,+
40 Narahin’izy ireo àry ny torohevitr’i Gamaliela, ka nampanantsoiny ny apostoly. Ary nokaravasiny*+ sy norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony izy ireo, dia navelany handeha.