Nomery 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Izao kosa no hatolotra amin’ny andro sabata:+ Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, sy lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha ho fanatitra varimbazaha afangaro menaka, ary ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy. Jaona 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Diniho àry izao: Nanome anareo didy momba ny famorana i Mosesy.+ Tsy avy amin’i Mosesy anefa ny famorana, fa avy amin’ny razambenareo.+ Ary manao famorana amin’ny andro sabata ianareo.
9 “‘Izao kosa no hatolotra amin’ny andro sabata:+ Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, sy lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha ho fanatitra varimbazaha afangaro menaka, ary ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.
22 Diniho àry izao: Nanome anareo didy momba ny famorana i Mosesy.+ Tsy avy amin’i Mosesy anefa ny famorana, fa avy amin’ny razambenareo.+ Ary manao famorana amin’ny andro sabata ianareo.