4 Finoana no nahatonga an’i Abela hanao sorona ho an’Andriamanitra, dia sorona nisy vidiny kokoa noho ny an’i Kaina.+ Noho ny finoany, dia nahazo porofo izy hoe olo-marina satria nankasitraka ny fanomezana nataony Andriamanitra.+ Ary na efa maty aza izy, dia mbola miteny ihany+ noho ny finoany.