Lioka 19:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nahatazana an’ilay tanàna izy rehefa nanakaiky, ka nitomany mafy azy,+ Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ny antsika tsy hoe mpisoronabe tsy mba mahay mangoraka antsika amin’ny fahalementsika,+ fa mpisoronabe efa notsapaina tamin’ny zavatra rehetra hoatr’antsika koa, nefa tsy nanota.+
15 Fa ny antsika tsy hoe mpisoronabe tsy mba mahay mangoraka antsika amin’ny fahalementsika,+ fa mpisoronabe efa notsapaina tamin’ny zavatra rehetra hoatr’antsika koa, nefa tsy nanota.+