-
Lioka 22:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nifamaly be koa anefa izy ireo hoe iza amin’izy ireo no noheverina ho lehibe indrindra.+ 25 Fa hoy izy tamin’izy ireo: “Manjakazaka amin’ny firenena entiny ny mpanjaka, ary antsoina hoe Mpanao Soa izay manana fahefana eo aminy.+ 26 Ianareo kosa tsy tokony ho hoatr’izany.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.
-