Matio 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy izay miditra ao am-bavan’ny olona no mandoto azy, fa izay mivoaka avy amin’ny vavany.”+ Jakoba 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Vava iray ihany no iderana sy anozonana. Tsy mety raha izany no mitranga,+ ry rahalahiko.