4 Amin’ny zava-drehetra anefa dia asehonay hoe mpanompon’Andriamanitra izahay,+ satria niaritra fitsapana be dia be, niaritra fahoriana sy tsy fisiana ary zava-tsarotra,+
10 toy ny malahelo nefa faly foana, toy ny mahantra nefa mampanan-karena olona maro, ary toy ny tsy manana na inona na inona nefa manana ny zava-drehetra.+