1 Jaona 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niala tamintsika izy ireny, fa tsy mba namantsika.*+ Mbola ho niaraka tamintsika ihany mantsy ireny raha namantsika. Niala anefa ireny mba ho hita hoe tsy ny olona rehetra no namantsika.+
19 Niala tamintsika izy ireny, fa tsy mba namantsika.*+ Mbola ho niaraka tamintsika ihany mantsy ireny raha namantsika. Niala anefa ireny mba ho hita hoe tsy ny olona rehetra no namantsika.+