Matio 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Jesosy: “Mandehana ianao, ry Satana! Fa voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao,+ ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+ Jaona 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Na izany aza, ho avy ny fotoana, ary efa izao izany, ka ny tena mpivavaka hivavaka amin’ny Ray araka ny fanahy sy ny fahamarinana. Fa olona hoatr’izany mihitsy no tadiavin’ny Ray mba hivavaka aminy.+
10 Hoy anefa i Jesosy: “Mandehana ianao, ry Satana! Fa voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao,+ ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+
23 Na izany aza, ho avy ny fotoana, ary efa izao izany, ka ny tena mpivavaka hivavaka amin’ny Ray araka ny fanahy sy ny fahamarinana. Fa olona hoatr’izany mihitsy no tadiavin’ny Ray mba hivavaka aminy.+