-
Deoteronomia 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Dia niala tany Horeba isika, araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitsika, ka nandeha namakivaky an’ilay tany efitra lehibe sady mampahatahotra.+ Hitanareo io tany efitra io tamin’isika teny an-dalana ho any amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita.+ Farany, dia tonga tao Kadesi-barnea isika.+
-