Deoteronomia 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Asio arofanina ny tampon-trano raha manao trano vaovao ianao,+ sao hivesatra trosan-dra ianao sy ny ao an-tranonao, raha sanatria misy olona mianjera avy eny. Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 22:8 w13 1/4 10; w01 1/2 4-5 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:8 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2013, p. 101/2/2001, p. 4-5
8 “Asio arofanina ny tampon-trano raha manao trano vaovao ianao,+ sao hivesatra trosan-dra ianao sy ny ao an-tranonao, raha sanatria misy olona mianjera avy eny.