Eksodosy 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha vao nankeny amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nitsangana daholo ny olona+ ka samy nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy, ary nibanjina an’i Mosesy mandra-pidirany tao amin’ilay tranolay.
8 Raha vao nankeny amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nitsangana daholo ny olona+ ka samy nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy, ary nibanjina an’i Mosesy mandra-pidirany tao amin’ilay tranolay.