Eksodosy 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary raha vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay. Ary niresaka+ tamin’i Mosesy Andriamanitra. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Ary raha vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay. Ary niresaka+ tamin’i Mosesy Andriamanitra.