1 Mpanjaka 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 “Hisaorana anie i Jehovah,+ izay nanome fiadanana ho an’ny Israely olony, araka izay rehetra nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na dia iray aza+ tamin’ny zava-tsoa rehetra nampanantenainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+
56 “Hisaorana anie i Jehovah,+ izay nanome fiadanana ho an’ny Israely olony, araka izay rehetra nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na dia iray aza+ tamin’ny zava-tsoa rehetra nampanantenainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+