-
Isaia 63:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Izaho irery no nanitsakitsaka ny voaloboka tao anaty lavaka famiazana azy,+ fa tsy nisy niaraka tamiko ny olona avy tamin’ny vahoaka. Dia nanitsakitsaka an’ireny tao anatin’ny fahatezerako+ aho, ary nanosihosy azy tao anatin’ny fahavinirako.+ Koa nipitipitika teny amin’ny akanjoko ny rany nifantsitsitra,+ ka voalotoko daholo ny akanjoko.
-