Jeremia 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianao kosa anefa, Jehovah Tompon’ny tafika ô, no mandinika ny olo-marina!+ Hitanao ny voa sy ny fo.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireo mpanenjika ahy,+ satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 20:12 jr 148-149 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:12 Jeremia, p. 148-149
12 Ianao kosa anefa, Jehovah Tompon’ny tafika ô, no mandinika ny olo-marina!+ Hitanao ny voa sy ny fo.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireo mpanenjika ahy,+ satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+