Matio 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Izay iray ambolenareo: na hazo tsara mamoa voa tsara, na hazo ratsy mamoa voa ratsy, fa ny voany no ahafantarana ny hazo.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 12:33 jy 104; gt toko 42 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:33 Jesosy no Lalana, p. 104 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1987, p. 8
33 “Izay iray ambolenareo: na hazo tsara mamoa voa tsara, na hazo ratsy mamoa voa ratsy, fa ny voany no ahafantarana ny hazo.+