Marka 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy anefa izy tamin’ireo: “Andao isika ho any an-toeran-kafa, ho any amin’ny tanàna manodidina, mba hitoriako+ any koa, fa izany no nahatongavako.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:38 jy 62; gt toko 24 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:38 Jesosy no Lalana, p. 62 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1986, p. 8-9
38 Hoy anefa izy tamin’ireo: “Andao isika ho any an-toeran-kafa, ho any amin’ny tanàna manodidina, mba hitoriako+ any koa, fa izany no nahatongavako.”+