-
1 Timoty 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary raha mpino ny tompon’izy+ ireo, dia aoka tsy hohamavoiny,+ satria rahalahiny+ ihany izy. Vao mainka kosa aza izy ireo tokony ho vonon-kanompo kokoa, satria mpiray finoana aminy sady rahalahy malalany ihany no mandray soa amin’ny fanompoana tsara ataony.
Aza mitsahatra mampianatra sy mananatra momba izany.+
-