-
Hafatra Mahavelom-panantenana An’ireo Babo KivyNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
24, 25. Fitahiana inona avy no niandry an’ireo Jiosy babo izay nankatò ilay hafatr’i Jehovah nampitain’i Isaia?
24 Azo antoka àry fa hovonjen’i Jehovah, araka ny nampanantenainy, ny Jiosy, raha nanaraka ilay teny tao amin’ny faminanian’i Isaia. Hahafaly azy ireo indrindra izany. Hoy tokoa i Jehovah: “Amin’ny fifaliana no hivoahanareo, ary amin’ny fiadanana no hitondrana anareo; ny tendrombohitra sy ny havoana hahavelona hoby eo alohanareo, ary ny hazo rehetra any an-tsaha hiteha-tànana.
-
-
Hafatra Mahavelom-panantenana An’ireo Babo KivyNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
25 Tena nifaly tokoa ny Jiosy babo nivoaka avy tao Babylona tamin’ny 537 T.K. (Salamo 126:1, 2)
-
-
Hafatra Mahavelom-panantenana An’ireo Babo KivyNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Niharihary avy hatrany ny fitahian’i Jehovah, rehefa nanompo azy ka ‘velona hoby’ ny vahoakany. Toy ny hoe ilay tany mihitsy no nihoby.
26. Inona no fitahiana hitan’ny vahoakan’Andriamanitra ankehitriny?
26 Nafahana tamin’ny fahababoana ara-panahy ny sisa amin’ny Kristianina voahosotra, tamin’ny 1919. (Isaia 66:8) Faly izy ireo sy ny olona betsaka miara-manompo an’Andriamanitra ao amin’ny paradisa ara-panahy.
-