-
Nampiomanina mba Hitory na Misy Fanenjehana AzaI Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Tsy tokony ho gaga ny apostoly raha nisy nanohitra. Hoy mantsy i Jesosy: “Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra azy, na ny mpanompo noho ny tompony.” Mazava ny teniny. Nampijalina sy nenjehina izy satria nitory ny Fanjakan’Andriamanitra, ka izany koa no hanjo ny mpianany.
-