-
Namarana ny fanompoany tao amin’ny tempoly izyNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 1 Jona
-
-
Kanefa araka ny naminanian’i Jesosy azy mialoha, dia tsy maintsy hanody ny Isiraely izany ra marina rehetra nalatsany izany. 37 taona tatỳ aoriana, tamin’ny taona 70 am. fan. ir., no nahazoan’izy ireo ny valin’izany rehefa nandrava an’i Jerosalema ireo tafika romana ka ringana ny Jiosy maherin’ny iray tapitrisa.
-
-
Namarana ny fanompoany tao amin’ny tempoly izyNy Tilikambo Fiambenana—1990 | 1 Jona
-
-
Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.”
-