-
“Aoka Ianareo Harehitry ny Fanahy”Ny Tilikambo Fiambenana—2009 | 15 Oktobra
-
-
Ilaina ny manetry tena
7. Nahoana isika no tokony hanetry tena?
7 Vakio ny Romanina 12:3, 16.
-
-
“Aoka Ianareo Harehitry ny Fanahy”Ny Tilikambo Fiambenana—2009 | 15 Oktobra
-
-
Hoy koa i Paoly: “Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.” Nilaza koa izy hoe: “Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra na noho ny fireharehana, fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony noho ny tenany.” (Fil. 2:3) Mila manetry tena sy miezaka mafy isika, mba hanaiky fa manana lafiny maha ambony azy ny Kristianina tsirairay, raha oharina amintsika. Hisakana antsika “tsy hihevi-tena ho hendry” ny fanetren-tena. Mety hisy olona manana andraikitra manokana, ka hisongadina noho ny hafa. Ho faly kokoa anefa isika rehetra, raha mandray anjara amin’ny “zavatra tsotra”, izany hoe asa heverina ho ambany izay matetika tsy misy mahamarika.—1 Pet. 5:5.
-