Genesisy 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao izay tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Ary atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.”+ Matio 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Abrahama niteraka an’i Isaka;+Isaka niteraka an’i Jakoba;+Jakoba niteraka an’i Joda+ sy ireo rahalahiny;
2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao izay tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Ary atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.”+
2 I Abrahama niteraka an’i Isaka;+Isaka niteraka an’i Jakoba;+Jakoba niteraka an’i Joda+ sy ireo rahalahiny;