Deoteronomia 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+ Malakia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+ Galatianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa ireo mifikitra amin’ny finoana àry dia tahina+ tahaka an’i Abrahama,+ olona tsy nivadika.
17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+
2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+