Genesisy 27:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Andriamanitra anie hanome anao ny andon’ny lanitra+ sy ny faritra lonaka amin’ny tany,+ ary varimbazaha sy divay vaovao be dia be!+
28 Andriamanitra anie hanome anao ny andon’ny lanitra+ sy ny faritra lonaka amin’ny tany,+ ary varimbazaha sy divay vaovao be dia be!+