Genesisy 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+
8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+
15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+