9 “Mbola nijery ihany aho mandra-pametraka seza fiandrianana,+ ary nipetraka teo Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be.+ Fotsy mangatsakatsaka ny fitafiany,+ ary toy ny volonondry madio ny volon-dohany.+ Afo miredareda ny seza fiandrianany,+ ary afo+ mandoro ny kodiaran’ilay izy.