Genesisy 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Farany, dia tonga tao Lozy,+ izany hoe Betela, ao amin’ny tany Kanana i Jakoba sy ny olona rehetra niaraka taminy. Josoa 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia nivoaka avy teo Betelan’i Lozy+ ka nitohy hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Arkita+ ao Atarota, Mpitsara 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nijery taratra+ an’i Betela ny taranak’i Josefa. Lozy+ no anaran’i Betela talohan’izay.
6 Farany, dia tonga tao Lozy,+ izany hoe Betela, ao amin’ny tany Kanana i Jakoba sy ny olona rehetra niaraka taminy.