Genesisy 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo indray mandrapaka amin’io mena io aho! Haingana fa reraka aho! Omeo amin’io mena io aho ho’aho!” Izany no antony nanaovana ny anarany hoe Edoma.*+ Mpitsara 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tamin’ianao nivoaka avy tany Seira,+ Jehovah ô,Tamin’ianao niala avy tany amin’ny faritr’i Edoma,+Dia nihovotrovotra ny tany,+ ary nitete ny lanitra,+Eny, nitete rano ny rahona.
30 Koa hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo indray mandrapaka amin’io mena io aho! Haingana fa reraka aho! Omeo amin’io mena io aho ho’aho!” Izany no antony nanaovana ny anarany hoe Edoma.*+
4 Tamin’ianao nivoaka avy tany Seira,+ Jehovah ô,Tamin’ianao niala avy tany amin’ny faritr’i Edoma,+Dia nihovotrovotra ny tany,+ ary nitete ny lanitra,+Eny, nitete rano ny rahona.