Genesisy 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary momba anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia hampody anao indray amin’ity tany ity,+ satria tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nolazaiko taminao.”+ Salamo 100:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa tsara i Jehovah.+Mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihany.+ Mika 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+
15 Ary momba anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia hampody anao indray amin’ity tany ity,+ satria tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nolazaiko taminao.”+
5 Fa tsara i Jehovah.+Mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihany.+
20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+