Hosea 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy.+ Dia nitomany izy, ka nitalaho famindram-po.”+ Tao Betela no nahitan’Andriamanitra azy,+ ary tao no niresahany tamintsika.+
4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy.+ Dia nitomany izy, ka nitalaho famindram-po.”+ Tao Betela no nahitan’Andriamanitra azy,+ ary tao no niresahany tamintsika.+