27 ary ny eny amin’ny lemaka ivan’i Beti-harama+ sy Beti-nimra+ sy Sokota+ sy Zafona, ary ny ambiny tamin’ny faritra nofehezin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+ Ary i Jordana no sisin-taniny hatreo amin’ny sisin’ny ranomasin’i Kinereta,+ dia ny sisiny eo ampita atsinanan’i Jordana.