Genesisy 25:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina. Genesisy 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitan’i Esao fa efa nitso-drano an’i Jakoba i Isaka, ka nandefa azy ho any Padana-arama mba haka vady any. Rehefa nitso-drano azy izy, dia nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.”+
20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina.
6 Ary hitan’i Esao fa efa nitso-drano an’i Jakoba i Isaka, ka nandefa azy ho any Padana-arama mba haka vady any. Rehefa nitso-drano azy izy, dia nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.”+