Genesisy 37:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary ny Midianita nivarotra an’i Josefa tany Ejipta tamin’i Potifara, tandapan’i Farao+ sady lehiben’ny mpiaro azy.+ Genesisy 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka nampidiriny am-ponja izy ireo. Tao amin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiaro+ an’i Farao io fonja+ io, dia ilay nigadran’i Josefa.
36 Ary ny Midianita nivarotra an’i Josefa tany Ejipta tamin’i Potifara, tandapan’i Farao+ sady lehiben’ny mpiaro azy.+
3 ka nampidiriny am-ponja izy ireo. Tao amin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiaro+ an’i Farao io fonja+ io, dia ilay nigadran’i Josefa.