26 dia i Ejipta,+ sy Joda,+ sy Edoma,+ sy ny taranak’i Amona,+ sy Moaba,+ ary izay rehetra monina an-tany efitra sady manapaka ny volony avy eo amin’ny fihirifany.+ Fa tsy voafora ny firenena rehetra, ary tsy voafora fo+ ny taranak’Israely manontolo.”