Genesisy 41:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nisy salohim-barimbazaha fito hafa koa nipoitra, izay mahia sady main’ny rivotra avy any atsinanana.+ Salamo 129:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho sahala amin’ny ahi-maitso eny amin’ny tafo izy,+Ka efa malazo sahady na dia mbola tsy nongotana aza.+
6 Ary nisy salohim-barimbazaha fito hafa koa nipoitra, izay mahia sady main’ny rivotra avy any atsinanana.+
6 Ho sahala amin’ny ahi-maitso eny amin’ny tafo izy,+Ka efa malazo sahady na dia mbola tsy nongotana aza.+